BCMM: Vonona ho amin’ny fangaraharana sy ny fanjakana tsara tantana arabola Tontosa teny Ivato, ny 26 martsa 2026, ny atrikasa momba ny fampiroboroboana ny fanjakana tsara tantana ara-bola, niarahan’ny sampan-draharaham-panjakana miandraikitra ny fitantanana ny harena...
Fanjakana tsara tantana : Atrikasa fanentanana momba ny fitantanana ny volam-panjakana tao amin’ny ANS Ampefiloha Ny 17 Martsa 2026, ny Filankevitra ara-pitsipi-Pifehezana momba ny tetibola sy ny vola (CDBF), tamin’ny alalan’ny Talen’ny...
Fampihofanana sy fanentanana momba ny Etika sy ny Deontolojia teo anivon’ny CDBF Tonga manokana teto amin’ny Filankevitra ara-pitsipi-Pifehezana momba ny Tetibola sy ny Vola (CDBF), « Maison des produits », 67Ha ny « Minisiteran’ny Asa, ny...
CEB 2026 : le CDBF au service de la régularité et de la performance budgétaire La « Circulaire d’Exécution Budgétaire 2026 » ou « CEB 2026 » a été présentée les 03 et 04 février derniers à la salle de réunion de Plan Anosy, suivie d’une session de...
Fifamindram-pitantanana eo amin’ny Tompon’andraikitra misahana ny tsenambarompanjakana (prmp) an’ny filankevitra ara-pitsipi-pifehezana momba ny tetibola sy ny vola (CDBF) Notanterahina ny Talata 06 Janoary 2026, tamin’ny 2 ora tolakandro, tao amin’ny efitrano...
Rencontre avec la commune urbaine de Tsiroanomandidy et de la commune rurale d’Ankadinondry sakay. À Tsiroanomandidy, le Maire, Monsieur RAZAFINDREDOHY Mananjara Jaona, a indiqué que la commune ne rencontrait pas de difficultés majeures en matière de gestion...