Les Actualités du CDBF
COOPERATION MADAGASCAR-INDE : LA CDBF PRESENTE A LA 4EME SESSION DE RENFORCEMENT DE CAPACITES SUR LA BONNE GOUVERNANCE
La quatrième session de programme de renforcement de capacité des fonctionnaires malagasy à Mussoorie et New Delhi (Inde) s'est déroulée ...
Lire La Suite
Lire La Suite
Ny CDBF manamafy ny fisorohana ny fahadisoam-pitantanana tany amin’ny Faritra SAVA
Ho fampiroboroboana ny fitantanana madio sy mangarahara eo amin'ny fitantanam-bola eo anivon'ny raharaham-panjakana, ny delegasionan'ny Filankevitra ara-pitsipi-pifehezana momba ny Tetibola ...
Lire La Suite
Lire La Suite
Fiofanana FAT sy CAF: ny CDBF, vonona ho modely amin’ny fanatsarana ny fitantanana ny raharaham-panjakana
Antsirabe, 07-08-09 Jolay 2026 : Vonona amin’ny fampandrosoana sy fanatsarana ny raharaham-panjakana ihany koa ny Filankevitra ara-pitsipi-pifehezana momba ny Tetibola sy ...
Lire La Suite
Lire La Suite
Fisorohana ny fahadisoam-pitantanana: Nanentana ireo mpiasan’ny ANMCC ny CDBF
Ny 19 Jona 2026 no fotoana niarahan’ny CDBF tamin’ny "Autorité Nationale chargée des Mesures Correctives Commerciales" (ANMCC), izay rantsa-mangaikan’ny Minisiteran’ny ...
Lire La Suite
Lire La Suite
Fanjakana tsara tantana: nihaona ny OMH sy ny CDBF
Ny 11 jona 2026 ny anjaran'ny Office Malgache des Hydrocarbures (OMH) tamin'ny fampahafantarana sy fanentanana nataon'ny Filankevitra Ara-pitsipi-Pifehezana momba ny ...
Lire La Suite
Lire La Suite
Fitantanam-bolam-panjakana Faritra Alaotra Mangoro: Nohamafisina ny Fiaraha-miasa teo amin’ny CDBF sy ireo Manampahefana any Ifotony
Tany amin'ny Faritra Alaotra Mangoro, ny 02 Jona hatramin'ny 05 Jona 2026, ny ekipa avy ao amin'ny Fitaleavana Misahana ny ...
Lire La Suite
Lire La Suite
Fitsidihan’ny CCOC teto amin’ny CDBF: Fiaraha-mientana ho fiarovana ny volam-bahoaka
Nangataka fihaonana ka tonga teto amin'ny CDBF, ao amin’ny "immeuble Maison des Produits" 67ha, ny Collectif des Citoyens et des ...
Lire La Suite
Lire La Suite
Nanentana ireo tompon’andraikitra tao amin’ny CNaPS momba ny fahadisoana ara-pitantanana ny CDBF
Antananarivo, 26 Mey 2026 – Nanao atrikasa fanentanana sy fifanakalozan-kevitra, teny amin’ny biraon’ny Tahirim-pirenena Misahana ny Fiahiana ara-tsosialy (CNaPS) teny ...
Lire La Suite
Lire La Suite
Fitsidihana nataon’ny Praiminisitra Lehiben’ny Governemanta, Andriamatoa RAJAONARISON Mamitiana Jeannot Ruffin ny CDBF
Fitsidihana nataon’ny Praiminisitra Lehiben’ny Governemanta, Andriamatoa RAJAONARISON Mamitiana Jeannot Ruffin ny Filankevitra ara-pitsipi-pifehezana momba ny tetibola sy ny vola (CDBF), ...
Lire La Suite
Lire La Suite