Fitantanam-bolam-panjakana Faritra Alaotra Mangoro: Nohamafisina ny Fiaraha-miasa teo amin’ny CDBF sy ireo Manampahefana any Ifotony Tany amin’ny Faritra Alaotra Mangoro, ny 02 Jona hatramin’ny 05 Jona 2026, ny ekipa avy ao amin’ny Fitaleavana...
CDBF sy ny DAI : dingana lehibe amin’ny ady amin’ny kolikoly sy ny fahadisoam-pitantanana Nitsidika ny CDBF ny solontenan’ny Direction de l’Audit Interne (DAI), rafitra lehibe misahana ny fanaraha-maso anatiny eo anivon’ny Minisiteran’ny Toekarena sy ny...
CENAM: Hamafisina ny fanajana ny fitsipika mifehy ny volam-panjakana Nisy ny atrikasa niarahan’ny Filankevitra ara-pitsipi-pifehezana momba ny tetibola sy ny vola (CDBF) tamin’ny CENAM (Centre National de l’Artisanat Malagasy) tetsy 67 Ha Atsimo, ny 16 Aprily 2026....
DGSR Alarobia: Atrikasa ho amin’ny Fitantanana Mangarahara miaraka amin’ny CDBF Ny 15 aprily 2026, nampiantrano ny atrikasa momba ny fisorohana ny fahadisoam-pitantanana ara-bola ny foiben’ny Fitantanan-draharaha ankapobeny miandraikitra ny Fiarovana ny...
Atrikasa ho an’ny ATT: Fitantanana madio no antoky ny fampandrosoana Tontosa ny 14 aprily 2026 lasa teo, tao amin’ny foiben’ny ATT Soarano Antananarivo, ny atrikasa momba ny fisorohana ny fahadisoam-pitantanana ara-bola. Filankevitra ara-pitsipi-Pifehezana...