Les Actualités du CDBF

Fitsidihana nataon’ny Praiminisitra Lehiben’ny Governemanta, Andriamatoa RAJAONARISON Mamitiana Jeannot Ruffin ny CDBF

Fitsidihana nataon’ny Praiminisitra Lehiben’ny Governemanta, Andriamatoa RAJAONARISON Mamitiana Jeannot Ruffin ny Filankevitra ara-pitsipi-pifehezana momba ny tetibola sy ny vola (CDBF), ...
Lire La Suite

Formation des agents du CDBF sur les marchés publics par l’ARMP

Le Conseil de Discipline Budgétaire et Financière (CDBF) a organisé une session de formation les 21 et 22 avril 2026 ...
Lire La Suite

CDBF sy ny DAI : dingana lehibe amin’ny ady amin’ny kolikoly sy ny fahadisoam-pitantanana

Nitsidika ny CDBF ny solontenan’ny Direction de l’Audit Interne (DAI), rafitra lehibe misahana ny fanaraha-maso anatiny eo anivon’ny Minisiteran’ny Toekarena ...
Lire La Suite

CENAM: Hamafisina ny fanajana ny fitsipika mifehy ny volam-panjakana

Nisy ny atrikasa niarahan’ny Filankevitra ara-pitsipi-pifehezana momba ny tetibola sy ny vola (CDBF) tamin’ny CENAM (Centre National de l’Artisanat Malagasy) ...
Lire La Suite

DGSR Alarobia: Atrikasa ho amin’ny Fitantanana Mangarahara miaraka amin’ny CDBF

Ny 15 aprily 2026, nampiantrano ny atrikasa momba ny fisorohana ny fahadisoam-pitantanana ara-bola ny foiben’ny Fitantanan-draharaha ankapobeny miandraikitra ny Fiarovana ny ...
Lire La Suite

Atrikasa ho an’ny ATT: Fitantanana madio no antoky ny fampandrosoana

Tontosa ny 14 aprily 2026 lasa teo, tao amin'ny foiben’ny ATT Soarano Antananarivo, ny atrikasa momba ny fisorohana ny fahadisoam-pitantanana ara-bola. Filankevitra ara-pitsipi-Pifehezana ...
Lire La Suite

Fitantanana mangarahara ao amin’ny ORTM: Atrikasa niarahana tamin’ny CDBF

Nanatanteraka atrikasa fanentanana momba ny fitantanana ny volam-panjakana ny Filankevitra ara-pitsipi-pifehezana momba ny tetibola sy ny vola (CDBF) tao amin’ny ...
Lire La Suite

Fanatsarana ny fitantanam-bolam-panjakana : CDBF tao amin’ny « Fonds Routier Madagascar »

Nanatanteraka atrikasa tao amin’ny Fonds Routier Ampefiloha ny Filankevitra ara-pifehezana momba ny tetibola sy ny vola (CDBF) ny 07 aprily ...
Lire La Suite

Fitantanam-bolam-panjakana eny ifotony: Hifanome tànana ny CDBF sy ny FDL

Tontosa ny 27 Martsa 2026 lasa teo, ny atrikasa nataon'i Filankevitra ara-pitsipi-Pifehezana momba ny tetibola sy ny vola (CDBF), momba ...
Lire La Suite