Les Actualités du CDBF

DGSR Alarobia: Atrikasa ho amin’ny Fitantanana Mangarahara miaraka amin’ny CDBF

Ny 15 aprily 2026, nampiantrano ny atrikasa momba ny fisorohana ny fahadisoam-pitantanana ara-bola ny foiben’ny Fitantanan-draharaha ankapobeny miandraikitra ny Fiarovana ny ...
Lire La Suite

Atrikasa ho an’ny ATT: Fitantanana madio no antoky ny fampandrosoana

Tontosa ny 14 aprily 2026 lasa teo, tao amin'ny foiben’ny ATT Soarano Antananarivo, ny atrikasa momba ny fisorohana ny fahadisoam-pitantanana ara-bola. Filankevitra ara-pitsipi-Pifehezana ...
Lire La Suite

Fitantanana mangarahara ao amin’ny ORTM: Atrikasa niarahana tamin’ny CDBF

Nanatanteraka atrikasa fanentanana momba ny fitantanana ny volam-panjakana ny Filankevitra ara-pitsipi-pifehezana momba ny tetibola sy ny vola (CDBF) tao amin’ny ...
Lire La Suite

Fanatsarana ny fitantanam-bolam-panjakana : CDBF tao amin’ny « Fonds Routier Madagascar »

Nanatanteraka atrikasa tao amin’ny Fonds Routier Ampefiloha ny Filankevitra ara-pifehezana momba ny tetibola sy ny vola (CDBF) ny 07 aprily ...
Lire La Suite

Fitantanam-bolam-panjakana eny ifotony: Hifanome tànana ny CDBF sy ny FDL

Tontosa ny 27 Martsa 2026 lasa teo, ny atrikasa nataon'i Filankevitra ara-pitsipi-Pifehezana momba ny tetibola sy ny vola (CDBF), momba ...
Lire La Suite

BCMM: Vonona ho amin’ny fangaraharana sy ny fanjakana tsara tantana arabola

Tontosa teny Ivato, ny 26 martsa 2026, ny atrikasa momba ny fampiroboroboana ny fanjakana tsara tantana ara-bola, niarahan’ny sampan-draharaham-panjakana miandraikitra ...
Lire La Suite

Fanjakana tsara tantana : Atrikasa fanentanana momba ny fitantanana ny volam-panjakana tao amin’ny ANS Ampefiloha

 Ny 17 Martsa 2026, ny Filankevitra ara-pitsipi-Pifehezana momba ny tetibola sy ny vola (CDBF), tamin'ny alalan'ny Talen’ny Fisorohana, Ramatoa RABEMANANTSOA Princia Nicole, sy ny ...
Lire La Suite

Fampihofanana sy fanentanana momba ny Etika sy ny Deontolojia teo anivon’ny CDBF

Tonga manokana teto amin'ny Filankevitra ara-pitsipi-Pifehezana momba ny Tetibola sy ny Vola (CDBF), "Maison des produits", 67Ha ny "Minisiteran'ny Asa, ...
Lire La Suite

CEB 2026 : le CDBF au service de la régularité et de la performance budgétaire

La "Circulaire d'Exécution Budgétaire 2026" ou "CEB 2026" a été présentée les 03 et 04 février derniers à la salle ...
Lire La Suite