CDBF sy ANALOGH: Ady amin’ny fahadisoam-pitantanana ara-bola 10 Jona 2026: Nisy ny fampahafantarana ny asan’ny CDBF sy ny fanentanana mba hisorohana ny fahadisoam-pitantanana ho an’ireo mpisehatra ara-bola ao amin’ny ANALOGH tetsy Ankadimbahoaka, izay nitohy...
CDBF sy ny Oniversiten’Antananarivo: Atrikasa momba ny fitantanana ara-bola Tao amin’ny Anjerimanontolo Antananarivo, tao amin’ny « Salle de Thèse », ny Filankevitra Ara-pitsipi-Pifehezana momba ny Tetibola sy ny Vola (CDBF) ny 9 Jona 2026. Andriamatoa...
Fitantanam-bolam-panjakana Faritra Alaotra Mangoro: Nohamafisina ny Fiaraha-miasa teo amin’ny CDBF sy ireo Manampahefana any Ifotony Tany amin’ny Faritra Alaotra Mangoro, ny 02 Jona hatramin’ny 05 Jona 2026, ny ekipa avy ao amin’ny Fitaleavana...
Fitsidihan’ny CCOC teto amin’ny CDBF: Fiaraha-mientana ho fiarovana ny volam-bahoaka Nangataka fihaonana ka tonga teto amin’ny CDBF, ao amin’ny « immeuble Maison des Produits » 67ha, ny Collectif des Citoyens et des Organisations Citoyennes (CCOC)...