Actions de prévention

Ny CDBF manamafy ny fisorohana ny fahadisoam-pitantanana tany amin’ny Faritra SAVA

Ho fampiroboroboana ny fitantanana madio sy mangarahara eo amin'ny fitantanam-bola eo anivon'ny raharaham-panjakana, ny delegasionan'ny Filankevitra ara-pitsipi-pifehezana momba ny Tetibola ...
Lire La Suite

Fisorohana ny fahadisoam-pitantanana: Nanentana ireo mpiasan’ny ANMCC ny CDBF

Ny 19 Jona 2026 no fotoana niarahan’ny CDBF tamin’ny "Autorité Nationale chargée des Mesures Correctives Commerciales" (ANMCC), izay rantsa-mangaikan’ny Minisiteran’ny ...
Lire La Suite

Fanjakana tsara tantana: nihaona ny OMH sy ny CDBF

Ny 11 jona 2026 ny anjaran'ny Office Malgache des Hydrocarbures (OMH) tamin'ny fampahafantarana sy fanentanana nataon'ny Filankevitra Ara-pitsipi-Pifehezana momba ny ...
Lire La Suite

CDBF sy ANALOGH: Ady amin’ny fahadisoam-pitantanana ara-bola

10 Jona 2026: Nisy ny fampahafantarana ny asan’ny CDBF sy ny fanentanana mba hisorohana ny fahadisoam-pitantanana ho an’ireo mpisehatra ara-bola ...
Lire La Suite

CDBF sy ny Oniversiten’Antananarivo: Atrikasa momba ny fitantanana ara-bola

Tao amin’ny Anjerimanontolo Antananarivo, tao amin'ny "Salle de Thèse", ny Filankevitra Ara-pitsipi-Pifehezana momba ny Tetibola sy ny Vola (CDBF) ny ...
Lire La Suite

Fitantanam-bolam-panjakana Faritra Alaotra Mangoro: Nohamafisina ny Fiaraha-miasa teo amin’ny CDBF sy ireo Manampahefana any Ifotony

Tany amin'ny Faritra Alaotra Mangoro, ny 02 Jona hatramin'ny 05 Jona 2026, ny ekipa avy ao amin'ny Fitaleavana Misahana ny ...
Lire La Suite

Nanentana ireo tompon’andraikitra tao amin’ny CNaPS momba ny fahadisoana ara-pitantanana ny CDBF

Antananarivo, 26 Mey 2026 – Nanao atrikasa fanentanana sy fifanakalozan-kevitra, teny amin’ny biraon’ny Tahirim-pirenena Misahana ny Fiahiana ara-tsosialy (CNaPS) teny ...
Lire La Suite

CDBF sy ny DAI : dingana lehibe amin’ny ady amin’ny kolikoly sy ny fahadisoam-pitantanana

Nitsidika ny CDBF ny solontenan’ny Direction de l’Audit Interne (DAI), rafitra lehibe misahana ny fanaraha-maso anatiny eo anivon’ny Minisiteran’ny Toekarena ...
Lire La Suite

CENAM: Hamafisina ny fanajana ny fitsipika mifehy ny volam-panjakana

Nisy ny atrikasa niarahan’ny Filankevitra ara-pitsipi-pifehezana momba ny tetibola sy ny vola (CDBF) tamin’ny CENAM (Centre National de l’Artisanat Malagasy) ...
Lire La Suite