COOPERATION MADAGASCAR-INDE : LA CDBF PRESENTE A LA 4EME SESSION DE RENFORCEMENT DE CAPACITES SUR LA BONNE GOUVERNANCE La quatrième session de programme de renforcement de capacité des fonctionnaires malagasy à Mussoorie et New Delhi (Inde) s’est déroulée du 29...
Ny CDBF manamafy ny fisorohana ny fahadisoam-pitantanana tany amin’ny Faritra SAVA Ho fampiroboroboana ny fitantanana madio sy mangarahara eo amin’ny fitantanam-bola eo anivon’ny raharaham-panjakana, ny delegasionan’ny Filankevitra...
Fiofanana FAT sy CAF: ny CDBF, vonona ho modely amin’ny fanatsarana ny fitantanana ny raharaham-panjakana Antsirabe, 07-08-09 Jolay 2026 : Vonona amin’ny fampandrosoana sy fanatsarana ny raharaham-panjakana ihany koa ny Filankevitra ara-pitsipi-pifehezana momba ny...
Fisorohana ny fahadisoam-pitantanana: Nanentana ireo mpiasan’ny ANMCC ny CDBF Ny 19 Jona 2026 no fotoana niarahan’ny CDBF tamin’ny « Autorité Nationale chargée des Mesures Correctives Commerciales » (ANMCC), izay rantsa-mangaikan’ny Minisiteran’ny Indostria sy...
Fanjakana tsara tantana: nihaona ny OMH sy ny CDBF Ny 11 jona 2026 ny anjaran’ny Office Malgache des Hydrocarbures (OMH) tamin’ny fampahafantarana sy fanentanana nataon’ny Filankevitra Ara-pitsipi-Pifehezana momba ny Tetibola sy ny Vola (CDBF) tetsy...
CDBF sy ANALOGH: Ady amin’ny fahadisoam-pitantanana ara-bola 10 Jona 2026: Nisy ny fampahafantarana ny asan’ny CDBF sy ny fanentanana mba hisorohana ny fahadisoam-pitantanana ho an’ireo mpisehatra ara-bola ao amin’ny ANALOGH tetsy Ankadimbahoaka, izay nitohy...