Tokony hihena ny goragora eo amin’ny fitantanambolam-panjakana.

Tokony hihena ny goragora eo amin’ny fitantanambolam-panjakana.

Tokony hihena ny goragora eo amin’ny fitantanambolam-panjakana. Nihaona tamin’ireo tomponandraikitra teo anivon’ny Ministeran’ny Paositra sy ny Fifandraisandavitra ary ny Fampiroboroboana ny Haitao Ara-kajy Mirindra ny ekipan’ny CDBF ny alakamisy faha 12 septambra...