Fitsidihan’ny Ekipan’ny CDBF  ny Birao Foiben’ny SAMIFIN

Fitsidihan’ny Ekipan’ny CDBF ny Birao Foiben’ny SAMIFIN

Fitsidihan’ny Ekipan’ny CDBF ny Birao Foiben’ny SAMIFIN Notanterahina 21 febroary 2020 ny fitsidihana nataon’ny CDBF (Conseil de Discipline Budgétaire et Fiancière) tao amin’ny Foibentoeran’ny Sampan-draharaha Malagasy Iadiana amin’ny Famotsiambola sy ny asa...
Hamolavolana fifanaraham-piarahamiasa ny CDBF sy ny Bianco

Hamolavolana fifanaraham-piarahamiasa ny CDBF sy ny Bianco

Hamolavolana fifanaraham-piarahamiasa ny CDBF sy ny Bianco Mihaona ao amin’ny Villa La Piscine Ambohibao ny Bureau Indépendant Anti-Corruption (BIANCO) sy ny Conseil de Discipline Budgétaire et Financière (CDBF) ny 14 febroary 2020. Izany fihaonana izany dia...