Manambaka vahoaka: Amin’ny fomba ahoana ?

Manambaka vahoaka: Amin’ny fomba ahoana ?

Manambaka vahoaka: Amin’ny fomba ahoana ? Maro tokoa ankehintriny ny fomba entin’ireo mpiasam-panjakana sasany manambaka ny vahoaka ka anisan’izany ny tsy fanomezana kitansy (quittance) ara-dalàna na fanomezana rosia tsotra na sombitaratasy na kitansy tsy izy mihintsy...
Fanjakana tsara tantana : mahaliana ny vahoaka Malagasy

Fanjakana tsara tantana : mahaliana ny vahoaka Malagasy

Fanjakana tsara tantana : mahaliana ny vahoaka Malagasy Feno hipoka ny efitrano lehiben’ny Carlton Madagascar ny Alakamisy 10 oktobra 2019 lasa teo nandritra ny andro niresahana manokana ny tontolon’ny fanjakana tsara tantana eo amin’ny lafiny ara-bola. Porofo...