Maherin’ny 27 miliara ariary ny fampiasam-bolam-panjakana nahitana fahadisoampitanana Araka ny fanambarana izay nataon’ny Andriamatoa Julien RAZAFINDRAKOTO Tale Jeneralin’ny Conseil de Discipline Budgtaire et Financière (CDBF), dia mitentina 27 miliara ariary...
Tokony hihena ny goragora eo amin’ny fitantanambolam-panjakana. Nihaona tamin’ireo tomponandraikitra teo anivon’ny Ministeran’ny Paositra sy ny Fifandraisandavitra ary ny Fampiroboroboana ny Haitao Ara-kajy Mirindra ny ekipan’ny CDBF ny alakamisy faha 12 septambra...
Bonne gouvernance financière : le Ministère de la Justice et le CDBF main dans la main « Constituant une priorité gouvernementale, le Conseil de Discipline Budgétaire et Financière apportera sa contribution dans la réalisation de la Politique Générale de l’Etat (PGE),...
L’expansion de la pratique du « fametrahana kely » est un fléau sévissant dans le marché public Le Général de Division Andrianarivo RABEHAJASOA, Coordonnateur Général des Actions Stratégiques au sein du Secrétariat d’Etat auprès du Ministère de la Défense...
Fositra manimba ny tsenam-panjakana ny « fametrahana kely » Ny Mpandrindra Ankapoben’ny Raharaha Stratejika eo anivon’ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimariam-pirenena, ny Jeneraly Andrianarivo RABEHAJASOA dia nanasongadina ireo fahazaran-dratsy eo amin’ny...