Tokony hihena ny goragora eo amin’ny fitantanambolam-panjakana.

Tokony hihena ny goragora eo amin’ny fitantanambolam-panjakana.

Tokony hihena ny goragora eo amin’ny fitantanambolam-panjakana. Nihaona tamin’ireo tomponandraikitra teo anivon’ny Ministeran’ny Paositra sy ny Fifandraisandavitra ary ny Fampiroboroboana ny Haitao Ara-kajy Mirindra ny ekipan’ny CDBF ny alakamisy faha 12 septambra...
Fositra manimba ny tsenam-panjakana ny « fametrahana kely »

Fositra manimba ny tsenam-panjakana ny « fametrahana kely »

Fositra manimba ny tsenam-panjakana ny « fametrahana kely » Ny Mpandrindra Ankapoben’ny Raharaha Stratejika eo anivon’ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimariam-pirenena, ny Jeneraly Andrianarivo RABEHAJASOA dia nanasongadina ireo fahazaran-dratsy eo amin’ny...